- Alakamisy 29 Aogositra 2019
Toekarena.Fampiakarana ny voka-bary Ilaina ny voka-pikarohana mahomby
Ambentin-teny mandrakariva amin’izao fotoana izao ny hoe “tokony hahavita tena ara-bary i Madagasikara ny taona 2020”.
Hamaky ny tohinyAmbentin-teny mandrakariva amin’izao fotoana izao ny hoe “tokony hahavita tena ara-bary i Madagasikara ny taona 2020”.
Hamaky ny tohinyHiditra amin'ny andiany faha-22 amin'ity taona ity ny hetsika ara-toekarena « Vitrine du Vakinankaratra ».
Hamaky ny tohinyMaro ireo vahaolana azo eritreretina amin`ny fametrahana ny tena fitsinjaram-pahefana. Betsaka rahateo ireo soso-kevitra efa natolotry ny sokajin’olona na mpitondra samy hafa saingy rehefa misy atrikasa ihany no miseho izany.
Hamaky ny tohinyAo anatin’ny fiandrasana ny fanatanterahana ireo fampanantenana marobe nataon’ny mpitondra isika amin’izao fotoana izao. Misy ny mandeha fa na ilay izy aza efa tamin’ny fotoana lasa.
Hamaky ny tohinyHotanterahina any Saint Dénis La Réunion amin’ny 25 hatramin’ny 27 septambra ho avy izao ny Fihaonambe ara-Toekaren’ny Oseana Indiana (FEOI) andiany faha-12.
Hamaky ny tohinyHatao ny 30 aogositra hatramin’ny 2 novambra eny amin’ny Village voara ny hetsika goavana « Rodorodo Haona Fi 2019 » andiany faharoa, karakarain’ny foibe FJKM (Fiangonan’i Jesosy Kristy eto Madagasikara),
Hamaky ny tohiny