- Alakamisy 05 Septambra 2019
Toekarena.Fampandrosoana ara-toekarena Miainga amin’ny fampananana asa ny tanora
Tsy mahagaga raha mahantra ny firenena satria maro loatra ny tanora tsy an’asa. Raha ny eny amin’ny faritra Anosizato manokana, maro be ireo tanora tsy an’asa, hoy ny mpandraharaha sady filohan’ny fikambanana mpanao asa soa FFAM (Force Féminine d’Aide Mutuelle),
Hamaky ny tohiny