• Zoma 18 Oktobra 2019
Toekarena.Fandraharahan’ny tanora Zava-dehibe ny famokarana sy fanondranana

Ny ambasady Frantsay no nanapa-kevitra amin’ny fikarakarana ny alakamisy fahatelo isam-bolana mahakasika ny fandraharahana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Oktobra 2019
Toekarena.Vondron’ny mpampiasa Frantsay Mitsirika mafy ny fandraharahana eto

Nihaona tamin'ireo mpisehatra lehibe anatin’ny fandraharahana ara-toekarena eto Madagasikara indray omaly ny delegasionin’ny MEDEF (Mouvement des Entreprises de France)

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Oktobra 2019
Toekarena.Fiaraha-miasa sy fandraharahana Mazoto hampiasa vola eto Madagasikara ny Frantsay

Tonga eto Madagasikara amin’izao fotoana izao ny avy amin’ny MEDEF (Mouvement des Entreprises de France),

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Oktobra 2019
Toekarena.Festival de fibre naturelle Hivondronan’ny mpandraharaha vehivavy

Hivondrana ho iray ao amin'ny minisiteran'ny raharaham-bahiny ny 10 hatramin'ny 13 oktobra izao ireo vehivavy mpandraharaha amin'ny asa tanana amin'ny alalan'ny festival de fibre naturelle.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Oktobra 2019
Toekarena.Fandraharahana Mbola malalaka ny lalana amin’ny “cacao”

Ho an’ny eto Madagasikara dia haharitra 5 andro ny fankalazana ny andro iraisam-pirenana ho an’ny cacao sy ny sokola izay atao eny amin’ny musee de la photo Andohalo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Oktobra 2019
Toekarena.Mpandraharaha Malagasy Vonona ny tanora saingy…

Tsy ampy mihitsy ny fampiofanana mpandraharaha raha ny eto Antananarivo, mainka moa ny any amin’ny faritany.

Hamaky ny tohiny
FTT