- Alarobia 02 Oktobra 2019
Toekarena.Kolikoly eny amin`ny fadin-tseranana Miteraka fatiantoka 600 miliara ariary…
Kolikoly eny amin`ny fadin-tseranana Miteraka fatiantoka 600 miliara ariary…
Hamaky ny tohinyKolikoly eny amin`ny fadin-tseranana Miteraka fatiantoka 600 miliara ariary…
Hamaky ny tohinyVola mitentina 518 tapitrisa euros no natolotry ny Vondrona Eoropeanina ho an`i Madagasikara entina hamitana ireo fotodrafitrasa fampandrosoana maro samihafa.
Hamaky ny tohinyTontosa omaly tetsy Ampandrianomby ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piara-miasa teo amin’ny orinasa avy any Afrika Atsimo mamokatra angovo sy ny minisiteran’ny angovo, ny rano ary ny Akoranafo.
Hamaky ny tohinyNy 73%-n’ireo tobim-pamokarana herinaratra eto Madagasikara dia mihodina amin'ny alalan'ny solika avokoa. Ny 27% ihany no mbola azo avy amin'ny angovo azo havaozina.
Hamaky ny tohinyTena mihazakazaka tato anatin'ny 10 taona izao ny fanotorana tany eto Antananarivo sy ny manodidina. Tahaka.izany koa ny famaritana velaran-tany goavambe eny hatramin'ny torapasika sy moron-dranomasina any amin'ny faritra maro.
Hamaky ny tohinyTsapa tato anatin’ny iray volana izao fa tsy nitsaha-nitotongana ny sandan’ny vola Malagasy ariary raha oharina amin’ny euro.
Hamaky ny tohiny