• Talata 03 Desambra 2019
Toekarena.Fanomezana vahana ny asa fikarohana Misy fiantraikany amin’ny toekarena

Niditra amin’ny andiany faha-5 ny hetsika fampirantiana ny asa fikarohana na ny Salon de la Recherche au service de l’Economie et de l’Emploi (SREE) izay haharitra 2 andro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Desambra 2019
Toekarena.Tsy fanjarian-tsakafo Ambony ny taha any ambanivohitra

Nanamafy ny Ofisim-pirenena misahana ny fanjarian-tsakafo ONN fa ady maro lafy no atao aminy iarahana amin’ireo sampana samihafa toy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Desambra 2019
Toekarena.Ady amin`ny hanoanana Laharana 116 i Madagasikara

Lah. 116 amin`ireo firenena 119 i Madagasikara manoloana ny ady amin`ny hanoanana, araka ny tatitra nataon`ny Global Hunger Index (GHI).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Desambra 2019
Toekarena.Harena ankibon’ny tany “Be loatra ny tataon-ketra”, hoy i Ahmad Mohamad

Tao anatin’ny ora valo no nandinihan’ireo solombavambahoaka ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana ho amin’ny taona 2020 (LFI 2020) ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Desambra 2019
Toekarena.Lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana Andrasana ny akony amin’ny toekarena

Lany teny anivon’ny Antenimieram-pirenena ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana ho amin’ny taona 2020. Nolanian’ireo solombavambahoaka tetsy amin’ny lapan’ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza tamin’ny sabotsy farany teo izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Desambra 2019
Toekarena.Naivo Raholdina “Tsy ekena ny tandrevaka amin’ny ny fitantanam-bolam-panjakana”

Andrasana ny akon’ny fandaniana ny lalànan’ny fitantanam-bola amin’ny vahoaka Malagasy, hoy ny solombavam-bahoaka Naivo Raholdina, voafidy teny amin’ny boriborintany faha-5.

Hamaky ny tohiny
FTT