• Alarobia 18 Septambra 2019
Toekarena.Fampiroboroboana ny sehatra jono Nanome 4 tapitrisa dolara ny Japoney

Famatsiam-bola mitentina 4 400 000 dolara na 16 448 212 000 Ariary (1 dolara=3738, 23 Ariary) no natolotry ny governemanta Japoney ho an’i Madagasikara ary hiarahana amin’ny firenena 4 dia i Kaomoro, Seychelle, Maorisy ary Kenya.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Septambra 2019
Toekarena.Famatsiana solika ny Jirama Ho fantatra tsy ho ela ny orinasa nahazo ny tsena

Nisy ny antso tolo-bidy vaovao ahazoana hampihena ny vidin-tsolika izay hafaran’i Madagasikara raha ny fanazavan’ny minisitry ny angovo, ny rano ary ny akoranafo, Vonjy Andriamanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Septambra 2019
Toekarena.Vondron’ny Mpandraharaha Mitaky ny fangaraharana amin’ny fandoavan-ketra

Fitakiana nentin’ny mpandraharaha ny mahakasika ny fangaraharahana amin’ny fandoavan-ketra nandritra ny atrikasa fakan-kevitra eo amin’ny sehatra miankina sy tsy miankina omaly tetsy Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Septambra 2019
Toekarena.Fanamboarana ny Lakandranon`i Pangalana Hisy akony tsara amin’ny toekarena

Mponina 3 tapitrisa no hisitraka izao tetikasa izao, avy amin’ny kaominina Toamasina, Ambila Lemaitso, Andevoranto, Vatomandry,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Septambra 2019
Toekarena.Hetsika FIA andiany fahatelo Sahirana amin’ny lalam-barotra ny orinasa Malagasy

Nisokatra omaly tetsy amin’ny Zone forello Tanjombato ary haharitra efatra andro ny Foara iraisam-pirenen’ny fambolena sy fiompiana ary ny jono FIA andiany fahatelo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Septambra 2019
Toekarena.Teknolojia avo lenta Mbola vitsy ny orinasa sahy miroso

Tanteraka omaly tetsy amin’ny La Vallée Ampahibe ny fifanaraham-piaraha-miasa tamin’ny orinasa mpamatsy vola Miarakap sy ny Hairun Technology.

Hamaky ny tohiny
FTT