• Alatsinainy 04 Novambra 2019
Toekarena.Toekarena Malagasy Harenina amin`ny taona 2020

Fanapahan-kevitra telo lehibe manodidina ny toekarena no noraisina tamin`ny filankevitry ny minisitra ny alarobia lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Oktobra 2019
Toekarena.Famokarana Sokola avy eto Madagasikara Hisedra ny tsena iraisam-pirenena sahady

Ny PromoChocoMada dia fikambanana iray avy any Frantsa izay misehatra amin’ny fampahafantarana ny Sokola avy aty Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Oktobra 2019
Toekarena.Fampiroboroboana ny sehatra fizahantany Niara-niasa ny India sy ny ONTM

Ny 21 ka hatramin'ny 24 oktobra 2019 dia ho any India ny Ofisim-pirenena misahana ny fizahantany eto Madagasikara (ONTM), ny kaompania Air Madagascar, Air Austral, Tsaradia ary ny Air Mauritius.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Oktobra 2019
Toekarena.Fivorian’ireo mpandraharaha miteny frantsay Lany ho mpitam-bola ny Malagasy

Nandritra ny fivoriana voalohan’ireo mpisehatra miteny frantsay ao anatin’ny fiaraha-miasan’ny firenena avy any amin’ny firenena Atsimo no nahalanian’ny teratany Malagasy, Sylvia Andoniaina ho mpitam-bola eo anivon’ny EFOI.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Oktobra 2019
Toekarena.Orinasa Ambatovy sy ny Lalao « Tretrika 5 » Norombahin’Andasibe ny omby natao amboara

Nanohana ny fikarakarana fifaninanana baolina kitra, nantsoina hoe « Tretrika » andiany faha-5, nandraisan’ireo tanora avy amin’ny kaominina Ambanivohitra dimy : Ambohibary,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Oktobra 2019
Toekarena.Fandraharahan’ny tanora Zava-dehibe ny famokarana sy fanondranana

Ny ambasady Frantsay no nanapa-kevitra amin’ny fikarakarana ny alakamisy fahatelo isam-bolana mahakasika ny fandraharahana.

Hamaky ny tohiny
FTT