• Alatsinainy 25 Novambra 2019
Toekarena.Fanondranana makamba Nahatratra 9.287 taonina ny taona 2019

Sehatra anisan’ny mampidi-bola anatin’ny kitapom-bolam-panjakana ny lalam-pihariana makamba.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Novambra 2019
Toekarena.Harin-karena talohan’ny 2009 Amin’ny 2024 vao ho tratran-dRajoelina…

Raha fampandrosoana ara-toekarena, dia efa tratrantsika tany alohan’ny fanonganam-panjakana 2009 ny fitomboan’ny harin-karena

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Novambra 2019
Toekarena.Mpandraharaha amin’ny sehatra lamba Tsy ampy tohana ara-bola ny ankamaroany

Misehatra amin’ny tsy ara-dalàna ny maro an’isa amin’ireo mpandraharaha mamokatra lamba (Textile, Habillement et Accessoires na THA) eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Novambra 2019
Toekarena.Fandraharahana lavanila ao SAVA “Mampijaly mpamboly ny Mafia.”

Tohin’ny asa efa napetraka sy fanarahana ny fiainam-pirenena eto Madagasikara no antony handatsahana kandida maro miisa 28 ao SAVA, hoy ny filohan’ny antoko Natiora, Mihari-Ni-Rencho.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Novambra 2019
Toekarena.Tetibolam-panjakana 2020 Homena 110 miliara ariary ireo governora…

Hanokanan’ny fanjakana vola 5 miliara ariary isanisany ireo governora mitantana ny faritra araka ny voasoratra ao amin’ny volavolan-dalàna momba ny tetibola 2020.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Novambra 2019
Toekarena.Varotra sy fanjifana Niaiky ny minisitra : “malemy ny fanjakana”

Natomboka omaly ary hifarana anio etsy amin’ny tranoben’ny varotra etsy Antaninarenina ny atrikasa fampiofanana momba ny fampanarahana fenitra ny varotra sy fanjifana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT