• Alakamisy 13 Febroary 2020
Toekarena.Fanafihana SHOP Airtel misesisesy Misy ny fepetra noraisina

Nihanahazo vahana tato ho ato ny fanafihana Shop airtel. Vao tsy ela akory izay no nisy fanafihana goavana teny amin’ny Cité des assureurs Itaosy taorian’ny teny Ankadindramamy izay samy nahaverezana volabe avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Febroary 2020
Toekarena.Fanoloana maimaimpoana ny “permis” Ölona 500 hatreto no tonga teny amin’ny CIM Ankadimbahoaka

50 mahery isan’andro ireo olona tonga manatona eny amin’ny Alhambra Ankadimbahoaka, misy ny birao fanampin’ny Centre

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Febroary 2020
Toekarena.Mpiasan’ny fanabeazana Mitaky ny fampiakaran-karama 50 000 Ariary

Nivory tetsy amin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena Anosy ny teo anivon’ny Sendikan’ny Mpiasa SPAEM (Syndicat du Personnel Administratif et Enseignant de Madagascar).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Febroary 2020
Toekarena.Fahasimban’ny tontolo iainana 479 miliara dolara no very isan-taona

Ny olombelona no tena fositra amin’ny fahasimbana sy ny fahapotehan’ny tontolo iainana. Miseho izany amin’ny alalan’ny fanimbana ny zavaboary sy ny fandripahana ny zava-mananaina ao aminy. Araka ny tatitry ny “Globales Futures”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Febroary 2020
Toekarena.C Fikambanana mpanao asa soa FFAM Ny fiangonana no arofanina tsara indrindra

Ankoatra ny fanampiana ireo tanora eo amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena mba tsy hidiran’izy ireny amin’ny lalan-diso mahasolafaka sy mba ho fitaizana azy ireo dia tafiditra ao anatin’ny vinan’asa nijoroan’ny fikambanana mpanao asa soa FFAM (Force féminine d’aide mutuelle)

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Febroary 2020
Toekarena.Fanitarana ny seranan-tsambon’i Toamasina Ambenana mandrakariva ny Malagasy sao manao kolikoly

Misy hatrany ny atrikasa hiadiana amin’ny kolikoly manoloana ny fanitarana ny seranan-tsambon’i Toamasina.

Hamaky ny tohiny
FTT