• Alatsinainy 17 Febroary 2020
Toekarena.Krizy ara-bola any Venezoela Lany tamingana ny Bolivar, manjaka tokana ny Dolara

Anaty krizy ara-toekarena tsy manampaharoa noho ny olana ara-politika i Venezuela amin’izao fotoana, ankehitriny dia mahatratra hatramin’ny 3.000% ny fisondrotam-bidim-piainana any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Febroary 2020
Toekarena.Banky iraisam-pirenena “Mbola mila ezaka be i Madagasikara”

Navoaka omaly tao amin’ny foiben’ny Banky Iraisam-pirenena tetsy Anosy ny famelabelarana mahakasika ny fanadihadiana natao niompana tamin’ny zava-misy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Febroary 2020
Toekarena.Vahinala Raharinirina « Tsy hisy fandrosoana raha tsy manome hasina ny any amin'ny fototra »

Namory ireo talem-paritry ny Tontolo iainana sy Fandrosoana Lovain-jafy Rtoa minisitra Baomiavotse Vahinala Raharinirina, omaly maraina,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Febroary 2020
Toekarena.Fampiasana ny “fonds souverain” Misy fepetra maro mila hajaina

Afaka ampiasaina ary atao amin’ny fidiram-bolan’ny fanjakana ny “fonds souverain” saingy tokony hisy aro fanina maro miaraka amin’izany hoy ny teo anivon’ny Faribolana Mpandinika ny Hary eto Madagasikara (CREM).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Febroary 2020
Toekarena.Famokarana herinaratra Hiasa ao Volobe Toamasina mandritra ny 35 taona ny CGHV

Notanterahana omaly 13 febroary ny fifanaovan-tsonia hividianan’ny orinasa JIRAMA herinaratra amin’ny kaompania CGHV (Compagnie Générale Hydroélectrique de Volobe)

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Febroary 2020
Toekarena.Tsena “Avance Center Behoririka” Nilavo lefona ny ankamaroan’ireo mpivarotra

Sahirana tanteraka ny mpivarotra ao amin’ny tsena hofaina amin’ny Sinoa Avance Center amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
FTT