• Talata 11 Febroary 2020
Toekarena.Fanorenana tohodrano any Lesotho Olona 8000 no very fivelomana

Nisy ny fanorenana tohodrano izany nanala olona efa ho 8.000 tany Polihali Lesotho.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Febroary 2020
Toekarena.Fitomboana ara-toekarena Tokony hahatratra 2,4% amin’ity taona ity

Vinavinaina ho 2 ,4% ny fitomboana ara-toekarena manerantany ho an’ity taona 2020 ity araka ny fanambaran’ny banky iraisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Febroary 2020
Toekarena.Ozinina Ambatovy Notsidihina masoivoho miisa 4

Lim Sang-Woo, masoivohon’i Korea Atsimo, Christophe Bouchard, masoivohon’i Frantsa, Michael P. Pelletier, Etazonia ary ny lehiben’ny birao ao amin’ny masoivohon’i Norvezy, Andreas Danevad,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Febroary 2020
Toekarena.Vola lany amin’ny fanisam-bahoaka Mahatratra hatrany amin’ny 20.000.000 dolara

Ahafantarana ny isan’ny olona erak’i Madagasikara na faritany na distrika na faritra hatrany amin’ny fokontany ny fanisam-bahoaka, hoy ny fanazavan’ny mpahay antontanisa, Tarzan Ndremitsara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Febroary 2020
Toekarena.Fisintonana famatsiam-bola avy any ivelany Tsy manana “négociateur” matotra i Madagasikara

Mbola sahirana i Madagasikara amin’ny fifandraisana maneran-tany na amin’ny lafiny ara-barotra na amin’ny lafiny ara-toekarena ankapobeny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Febroary 2020
Toekarena.Fitantanam-bola fisotroan-dronono Hirosoana ny fanavaozana ireo karatra rehetra

Tsikaritra ho nisy tsy fahatomombanana ny teo anivon’ny fitantanana ny vola fisotroan-dronono tao ho ao.

Hamaky ny tohiny
FTT