- Zoma 21 Febroary 2020
Toekarena.Sehatry ny asa Misongadina hatrany ireo mandalo fampiofanana
Tena ilaina ny fampiofanana amin’ny fidiran’ny tanora amin’ny sehatry ny asa.
Hamaky ny tohinyTena ilaina ny fampiofanana amin’ny fidiran’ny tanora amin’ny sehatry ny asa.
Hamaky ny tohinyHanao ny faritra Boeny ho fitaratra amin’ny ara-ekonomika ny lehiben’ny faritra Boeny mpisolo toerana, Atoa Bazezy Vanombe Clavelah Roslan, araka ny nambarany.
Hamaky ny tohinyHanamorana ny fisitrahana findramam-bola ny antony nametrahana ny Birao manelanelana ny banky sy ny mpindram-bola (BIC) eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyVehivavy iray nitaraina mafy teny anivon`ny tambajotra serasera omaly manoloana ny fomba fiasan`ny mpampandroso sakafo taminà trano fisakafoana lehibe iray tetsy Ambatonakanga.
Hamaky ny tohinyMiisa 906 ireo fahazoan-dalana ara-tontolo iainana nomen`ny Ofisim-pirenena misahana ny tontolo iainana (ONE)
Hamaky ny tohinyMahatalanjona ny voka-pikarohana nataon’i Daniel Sitrakiniaina Maharavo, izay nahavita fiaramanidina kely afaka misidina ambony dia ambony.
Hamaky ny tohiny