- Alarobia 12 Febroary 2020
Toekarena.Madagasikara Mpizahatany 378 000 no tonga tamin’ny 2019
Raha ny taona 2008 no tsara indrindra ny tarehimarika tamin’ireo mpizahatany nitsidika an’i Madagasikara,
Hamaky ny tohinyRaha ny taona 2008 no tsara indrindra ny tarehimarika tamin’ireo mpizahatany nitsidika an’i Madagasikara,
Hamaky ny tohinyHampirisika ny rehetra hisehatra amin’ny fizahantany no antom-pisian’ny hetsika fampirantiana International Tourism Fair Madagascar (ITM).
Hamaky ny tohinyAnisan’ny firenena efa nahavita ny drafitrasa momba ny fiatrehana fiovaovan’ny toetr’andro i Madagasikara.
Hamaky ny tohinyManoloana ny fitarainan’ireo mpanjifa ny zotra ana habakabaka Air Madagascar izay lafo loatra mitaha amin’ireo kaompania hafa dia nanamafy ny filohan’ny filankevi-pitantanana ity kaompania Malagasy ity,
Hamaky ny tohinyNisy ny atrikasa fanofanana ho an’ny famolavolana rafitra fanaraha-maso ny sakafo hafarana avy any ivelany izay nanomboka omaly 10 febroary ary ho tapitra ny 13 febroary ho avy izao.
Hamaky ny tohinyNy fampiasana vola any ivelan’ny firenena na ny Investissement Direct Etranger (IDE) dia nahazoan’ireo firenena nanao izany tombony avokoa.
Hamaky ny tohiny