• Alakamisy 27 Febroary 2020
Toekarena.Fandoavan-ketra taona 2020 Nitondrana fanazavana ireo fanovana anaty lalànan’ny tetibola

Tahaka ny isan-taona dia misy hatrany ny fanovana mahakasika ny fandoavan-ketra anatin’ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana (LFI).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Febroary 2020
Toekarena.Famatsiam-bola amin’ny tetikasa Akohonakà Mpiompy akoho 30 nahazo 530 tapitrisa Ariary

Natolotry ny Filoha Andry Rajoelina tamin’ireo 30 mianadahy mpiompy akoho fakana nofo sy akoho mpanatody lava ny famatsiam-bola ao anatin'ilay tetikasa "Akohonakà" avy amin'ny fandaharanasa nasionaly Fihariana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Febroary 2020
Toekarena.Fitaterana an’habakabaka Vita ny 90%-n’ny asa eny Ivato

Nijery ny fandrosoan'ny asa fanamboarana ny seranam-piaramanidina vaovao eny Ivato ny minisitry ny fitaterana sy ny fizahantany ary ny famantarana ny toetrandro

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Febroary 2020
Toekarena.Sehatra harena an-kibon’ny tany Miasa mafy hametraka ny mangarahara

Tsy mihemotra intsony fa miroso hatrany ny lalana mankany amin’ny fanavaozana ny lalàna mifehy ny harena an-kibon’ny tany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Febroary 2020
Toekarena.Sehatra fizahantany Hitombo ny Indiana hitsidika an’i Madagasikara

Nanomboka ny 15 febroary lasa teo no efa teto Madagasikara ireo mpandraharaha Indiana misehatra amin’ny fizahantany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Febroary 2020
Toekarena.Tontolon’ny fahasalamana Namoahana fitaovana mandrefy ny tahan’ny kolikoly

Nanamboatra fitaovana iray ahafahana mandrefy isan-taona ny fivoaran’ny kolikoly eo amin’ny sehatry ny fahasalamana eto

Hamaky ny tohiny
FTT