Toekarena

Fitaterana an’habakabaka Vita ny 90%-n’ny asa eny Ivato


  • Alatsinainy 24 Febroary 2020

Nijery ny fandrosoan'ny asa fanamboarana ny seranam-piaramanidina vaovao eny Ivato ny minisitry ny fitaterana sy ny fizahantany ary ny famantarana ny toetrandro

 Randriamandranto Joël sy ny solontenan'ny Banky Iraisam-pirenena ny sabotsy lasa teo. Navoitra taorian’izany, fa efa maherin’ny 90% ny asa fananganana no vita ary efa hotokanana atsy ho atsy ity fotodrafitrasa lehibe, natomboka tamin’ny taona 2015 nitondran’ny filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina. Mivelatra amin’ny velarantany 17 000 m² ny seranana vaovao, ary afaka handray mpandeha hatrany amin’ny 1,5 tapitrisa isan-taona. Anisan'ny tetikasa lehibe hotanterahina hatramin'ny 2023 kosa ny fanitarana ireo seranam-piaramanidina 10 lehibe eto Madagasikara.

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT