• Zoma 28 Febroary 2020
Toekarena.Fiarovana ny tontolo iainana Tsy fandrarana fotsiny fa arahana vahaolana ara-toekarena

Vina napetraky ny fitondram-panjakana ankehitriny ny hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Febroary 2020
Toekarena.Sisintanin’i Madagasikara Mila ezaka ny fiarovana

Mbola marefo ny fiarovana ny sisintanin’i Madagasikara ary ilaina ny fanamafisana ny fahaiza-manao ny amin’izany hoy ny firenena Japoney sy ny Fikambanana Iraisam-pirenena ho amin’ny Fifindra-monina (OIM).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Febroary 2020
Toekarena.Tetikasa fanajariana ny eto an-drenivohitra 75 tapitrisa dolara no homen’ny Banky Iraisam-pirenena

Nampahafantarina tetsy amin’ny minisiteran’ny fanajariana ny tany tetsy Anosy omaly ny mahakasika ilay tetikasa PRODUIR ( PROjet de Développement Urbain Integré et de Résilience)

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Febroary 2020
Toekarena.Fampandrosoana ny sehatra tsy miankina Tokony himasoan’i Madagasikara

Mandalo eto Madagasikara nandritra izay herinandro izay ny filoha lefitry ny toekarena sy fampandrosoana ny sehatra tsy miankina ny IFC (International Finance Corporation), Hans Peter Lankes.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Febroary 2020
Toekarena.Tambin-karaman’ny mpampianatra Nisy ny fanitsiana, hoy ny minisitry ny fanabeazam-pirenena

Namoaka fanambarana fohy tetsy amin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena sy ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Febroary 2020
Toekarena.Fitaterana an-dranomasina Sambo 2 tsy navela niditra ho fisorohana ny coronavirus

Ho fanatanterahana ny politika ankapoben’ny fanjakana dia notanterahina omaly tetsy amin’ny DLC Anosy ny atrikasa fakan-kevitra farany amin’ireo mpiantsehatra

Hamaky ny tohiny
FTT