- Alakamisy 23 Aprily 2020
Toekarena.Ministeran’ny tontolo iainana Mpiasa ECD miisa 223 nandray ny karamany telo volana
Tontosa omaly 22 aprily tetsy Antsahavola ny fandoavana ny karaman’ny mpiasa ECD miisa 223 eo anivon’ny Ministeran’ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy. Karama telo volana (Janoary, Febroary, Martsa) no noraisin’izy ireo.
Hamaky ny tohiny