- Alatsinainy 27 Aprily 2020
Toekarena.Sopromer Niasa hatrany, tsy nisy fatiantoka
Orinasa roa izany izao no tsy miankina fantatra fa miasa ara-dalàna tamin'ity fihibohana ity.
Hamaky ny tohinyOrinasa roa izany izao no tsy miankina fantatra fa miasa ara-dalàna tamin'ity fihibohana ity.
Hamaky ny tohinyNametraka ny ahiahiany ny solombavambahoaka Todisoa Andriamampandry manoloana ny krizy ateraky ny COVID-19.
Hamaky ny tohinyMiara-mientana amin’ny Malagasy rehetra, indrindra fa ireo mpanjifany ny banky BNI Madagascar amin’izao fotoanan’ny hamehana ateraky ny fiparitahan’ny COVID 19 eto amintsika izao.
Hamaky ny tohinyTontosa omaly 22 aprily tetsy Antsahavola ny fandoavana ny karaman’ny mpiasa ECD miisa 223 eo anivon’ny Ministeran’ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy. Karama telo volana (Janoary, Febroary, Martsa) no noraisin’izy ireo.
Hamaky ny tohinyTafalatsaka ambany be ary miiba (négatif) mihitsy ankehitriny ny vidin’ny solitany vokatry ny krizy nateraky ny aretina coronavirus.
Hamaky ny tohinySamy manao izay ho afany ny firenena maneran-tany hiadivana amin’ny aretina coronavirus fa indrindra ny hanarenana ny toekarena. Saika mitodika any amin’ny fanohanana ireo Orinasa lehibeny izay voakasiky ny krizy ny ankamaroan’ireo firenena matanjaka.
Hamaky ny tohiny