• Alarobia 15 Aprily 2020
Toekarena.Atao Aro Tsimoka Aretina coronavirus Miara-miasa akaiky ny ketrika.com sy ny IMRA

Ny institutions IMRA dia nanambara fa nahita fanafody azo avy amin’ireo raokándro Malagasy sy ny zavamaniry ho fanamafisana ireo hery fiarovana amin’ny vatan’ny olombelona

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Aprily 2020
Toekarena.Tahirim-bola iraisam-pirenena Anisan'ireo hahazo fanalefahana trosa i Madagasikara

Nanapa-kevitra ny filan-kevim-pitantanana avy eo anivon’ny tahirim-bola iraisam-pirenena na FMI ny 13 aprily teo fa hanalefaka avy hatrany ny trosana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Aprily 2020
Toekarena.Fandoavam-bola eny amin’ny Banky Mila mazava tsara ny anton'ny fanemorana

Ireo tena manana olana no tokony ho voakasiky ny fanemorana fandoavam-bola araka ny fanazavan’ny tompon’andraikitra iray teny amina banky nanaovana fanadihadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Aprily 2020
Toekarena.Orinasa mpampindram-bola madinika Manadihady aloha vao manaiky fanemorana fandoavam-bola

Ireo manao asa tena no voa mafy ary tafiditra anaty krizy ankehitriny araka ny fanazavana voaray teny amina orinasa mpampindram-bola madinika iray.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Aprily 2020
Toekarena.Toliara Mpiasan'ny kaominina maro noroahana

Ankoatra ny valan'aretina coronavirus dia mamely ihany koa, hoy ny vaovao voaray avy any Toliara,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aprily 2020
Toekarena.Harena an-kibon'ny tany Nampiato ny fitrandrahany i Ambatovy

Naato tanteraka ny fitrandrahana ao amin’ny orinasa mpitrandraka Nikela sy Kobalta Ambatovy.

Hamaky ny tohiny
FTT