Toekarena

Madagasikara Baraingo ny hivoahana amin'ny krizy


  • Talata 05 Mey 2020

Tsy ahitana taratra ny vahaolana iatrehana ny fivoahana amin` izao krizy ara-pahasalamana izao ny fomba firesaky ny mpitondra,hatreto.

 

 

 

 Raha tsiahivina, ny zoma teo no namoaka ny drafitra entina manarina ny toekarena manoloana izao ady amin`ny coronavirus ireo mpahay toekarena eto Malagasikara mivondrona ao anaty CREM. Isan` ny soso-kevitra naroson` izy ireo tamin` izany ho fanarenana ny tontolon` ny fandraharahana eto Madagasikara ny hampihenana hetra isan-karazany alaina amin`ny orinasa. Hatramin` izao anefa dia tsy mbola nandroso izay drafitra entina manarina ny toekarena manoloana izao ady amin`ny COVID-19 ny fitondram-panjakana. Noho izany, tena mbola baraingo ny fomba  fhivoahan` i Madagasikara amin'ny krizy.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT