• Sabotsy 02 Mey 2020
Toekarena.FISEMARE “Aleo hiasa adin’ny 8 ny mpiasa”

Firaisamben’ny sendikan’ny mpiasa malagasy revolisionera na FISEMARE miatrika ny fikorontanan’ny tontolon’ny asa eto Madagasikara. Io no

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Mey 2020
Toekarena.Minisitry ny asa sy ny lalàna sosialy "Tsy maintsy hojerena ny olan’ireo orinasa"

Nikarakara hetsika vonjy ranovaky ny Sendika Indostrialy Madagasikara (SIM) omaly. Teny Anosy tamin’ny alalan’ny fanampiana: vary, savony, sôkôla,…no nanaovana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Mey 2020
Toekarena.Madagasikara Mitoetra ambony harena

Tsy zava-baovao no maheno fa manan-karena i Madagasikara. Andramena, volamena, lavanila, vato soa, harena an-kibon` ny tany maro samihafa.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Mey 2020
Toekarena.Fangaraharahan’ny tetibolam-panjakana Ratsy dia ratsy ny naoty sy laharan’i Madagasikara

Vita sy nivoaka ny 30 aprily teo ny valin’ny fanadihadiana maneran-tany momba ny fangaraharahan’ny teti-bolam-panjakana ho an’ny taona 2019 na ny “ The open budget survey”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aprily 2020
Toekarena.Rivellino Ravelomahazo “Tokony sokafana kokoa amin’izay ireo seha-pihariana!”

Fanahiana amin’ny fiiban’ny toekarena no antony tsy nanaovantsika malagasy ny atao hoe fihibohana tanteraka na “confinement total”, hoy ny fanamarihan’ny mpandinika raharaham-pirenena, Rivellino Ravelomahazo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aprily 2020
Toekarena.Ambohimiarina Mananjary Naato ny orinasa grika mpitrandraka volamena

Naato vonjimaika ny fitrandrahana volamena ataona orinasa grika iray any Ambohimiarina Mananjary, araka ny naoty navoakan’ny Prefektiora.

Hamaky ny tohiny
FTT