• Alarobia 29 Aprily 2020
Toekarena.Mampiaka-peo ny SSM "Avelao hiasa feno amin’izay ny mpiasa"

Miantraika mafy amin’ny mpiasa Malagasy ny tsy fisian’ny asa, hoy ny Firaisan-kinan’ny Mpiasa Malagasy na ny Randram-bao sendikaly fantatra amin’ny hoe SSM.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Aprily 2020
Toekarena.Fiatrehana krizy Ampirisihina ny fambolena isan-tokantrano

Ao anatin’ny atao krizy ara-pahasalamana tanteraka ankehitriny izao tontolo izao. Isan’izany i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2020
Toekarena.Fanarenana ny toekarena Mihazakazaka ny firenena manankarena

Tsy misy resabe fa asa avy hatrany no tanterahin’ireo firenena manankarena voakasiky ny aretina coronavirus. Sina,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2020
Toekarena.Sopromer Niasa hatrany, tsy nisy fatiantoka

Orinasa roa izany izao no tsy miankina fantatra fa miasa ara-dalàna tamin'ity fihibohana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Aprily 2020
Toekarena.Toekarena “Mila mijery lavitra ny governemanta”

Nametraka ny ahiahiany ny solombavambahoaka Todisoa Andriamampandry manoloana ny krizy ateraky ny COVID-19.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Aprily 2020
Toekarena.Banky BNI Nanemotra 3 volana ny famerenam-bola ho an’ireo mpanjifany

Miara-mientana amin’ny Malagasy rehetra, indrindra fa ireo mpanjifany ny banky BNI Madagascar amin’izao fotoanan’ny hamehana ateraky ny fiparitahan’ny COVID 19 eto amintsika izao.

Hamaky ny tohiny
FTT