Toekarena

Foara FIM andiany faha-15 Ahemotra amin'ny fotoana manaraka


  • Alarobia 06 Mey 2020

Nanambara ny “Agence Première Ligne” mpikarakara ny hetsika foara iraisam-pirenena FIM fa noho ny fanitaran’ny fitondram-panjakana ho 15 andro indray ny hamehana ara-pahasalamana eo amintsika dia voatery hahemotra amin’ny daty

 

 

 

 

mbola ho lazaina amin’ny manaraka indray ny fanatanterahana ny andiany faha-15 amin’ny foara iraisam-pirenena FIM. Tsiahivina fa ny andron’ny faha-14 mey 2020 ho avy izao no tokony hanombohan’ity foara ity amin’ny ankapobeny nefa noho ny zava-misy ateraky ny fihanaky ny tsimokaretina covid-19 dia izao tsy maintsy nandraisana fanapahan-kevitra matotra izao .

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT