Toekarena

Fikarakarana lanonana Mahatratra 70% ny fatiantoka


  • Alarobia 06 Mey 2020

Ny sehatry ny fikararana lanonana no voakasika voalohany amin`ny fametrahana ny fahamehana ara-pahasalamana izay naharitra 45 andro.

 

 

 

 Hatramin` ny 70% ny fatiantoka nahazo azy ireo. Ny fetin` ny paska dia efa hatramin` ny 60% ny vola efa lasa kanefa tsy nisy ny fety. Olana goavana ihany koa ny tsy fisian` ny trano fiantohana ho an` ireny mpikarakra lanonana ireny, hoy ny sekretera jeneraly lefitry ny sendikàn` ny mpikarakara lanonana eto Madagasikara (SYNOPS) Andrimirija Ramantoanina. “Miditra ao anatin` ny atao hoe “haute saison” isika ary eo ny mpikarakara lanonana no tena mitady vola. Mangataka fotoana lava be no mikarakara fety. Efa fatiantoka daholo ny vola noraisin` ny artista.” hoy ihany izy. Midika izany fa tena sehatra iray dia manana ny anajra toerana lehibe amin` ny toekarena sy ny sosialy ny fikarakarana lanonana, hoy hatrany ny fanazavany.

Marigny A.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT