- Alarobia 06 Mey 2020
Toekarena.Foara FIM andiany faha-15 Ahemotra amin'ny fotoana manaraka
Nanambara ny “Agence Première Ligne” mpikarakara ny hetsika foara iraisam-pirenena FIM fa noho ny fanitaran’ny fitondram-panjakana ho 15 andro indray ny hamehana ara-pahasalamana eo amintsika dia voatery hahemotra amin’ny daty
Hamaky ny tohiny