Toekarena

Paolo Raholinarivo “Mila ampitomboina ny tetibolam-panjakana”


  • Alakamisy 07 Mey 2020

Fotoana handinihana ny tetibolam-panjakana nasiam-panitsiana (LFR) ho amin` ny taona 2020 eny amin` ny Antenimiera roa tonta izao.

 

 

 

Amin` izao fiatrehana ny aretian “coronavirus” izao dia mila ampitomboinna ny tetibolam-panjakana raha ny nambaran`i Paolo Raholinarivo, administratera sivily. Mila ampiana ihany koa ny fanampiana ho an` ireo olona tena sahirana. Tsy manakana, hoy izy, ny lalàmpanorenana na ireo didy aman-dalàna raha atao roa ny tetibola. Kely dia kely ny eo am-prelanatana raha ny tetibolam-panjakana lasitra (LFI) no jerena. Rariny, hoy hatrany izy, raha hampitomboina izany satria tsy voatosika ny fanjakana ny covid-19. Maro rahateo ireo sehatra sy olona marefo izay tsy mbola nahazo tolo-tanana, hoy hatrany ny fanazavana.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT