• Zoma 08 Mey 2020
Toekarena.Sidin'ny Air Madagascar Misy ny fandaminana vaovao

Manoloana ny trangana aretina mbola misy eto amin’ny firenena hatreto dia maro ny fandaminana napetraka eo amin’ireo sidina ao amin’ny Air Madagascar.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Mey 2020
Toekarena.Faktioran’ny Jirama Misy fomba fikajiana vaovao

Kamio miisa 25 no naparitaka amin’ny Fitantanana Iraisam-paritry ny JIRAMA hahafahana manafaingana ny fidirana an-tsehatry ny teknisiana raha misy tranga na fitarainan’ny mpanjifa ilàna izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Mey 2020
Toekarena.Paolo Raholinarivo “Mila ampitomboina ny tetibolam-panjakana”

Fotoana handinihana ny tetibolam-panjakana nasiam-panitsiana (LFR) ho amin` ny taona 2020 eny amin` ny Antenimiera roa tonta izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2020
Toekarena.Sehatry ny fizahantany Mpiasa miisa 44 000 no tandindonin-doza

Nihaino tsara ny kabaran’ny filoham-pirenena farany teo izahay, hoy ry zareo eo anivon’ny fivondronamben’ireo mpisehatra eo anivon’ny fizahantany eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2020
Toekarena.Fiatrehana krizy Nahemotra ny fe-potoana fandoavan-ketra

Manoloana ny toe-draharaha ara-pahasalamana eto amin’izao tontolo izao sy ny firenena dia nanapa-kevitra ny minisiteran’ny toekarena sy ny fitantanam-bolam-panjakana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2020
Toekarena.Rivo Rakotovao Miantso fifanakalozan-kevitra amin’ny mpandraharaha

Nisokatra omaly 05 mey 2020 tolakandro ny fotoam-pivoriana ara-potoana voalohan’ny Antenimiera roa tonta.

Hamaky ny tohiny
FTT