• Zoma 29 Mey 2020
Toekarena.Vidin-tsolika Tsy hisy fihenana aloha

« Tsy hidina ny vidin-tsolika na dia misy fihenana eo anivn` ny tsena iraisam-pirenena » hoy ny praiminisitra Ntsay Christian omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Mey 2020
Toekarena.Sosialy sy toekarena “Avoty ny vahoaka sy ny mpandrahara”

Tafiakatra 518 tapitrisa dolara no azo avy amin’ny mpamatsy vola, izay tokony hangarahara ary mila jerena ny toekarena sy ny sosialy satria fantatry ny vahoaka fa misy vola ao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Mey 2020
Toekarena.Nosy Sainte Marie Tsy hisy mpizahantany hijery trozona amin’ity taona ity

Ahiana ho taona tsy mahavokatra ho an'ny fizahantany mihitsy ity taona ity ho an'ny Nosy Sainte Marie.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Mey 2020
Toekarena.Varotra Lavanila any Nosy be Nivoaka ireo fepetra

Araka ny naoty navaokan` ny ministeran` ny varotra dia omaly no daty hanokafana tsena Lavanila any Anjiabe Kaominina Nosy-Be.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Mey 2020
Toekarena.Sehatra tsy miankina Nolavin'ny fanjakana ilay drafi-panampiana

Notsipahan` ny fanjakana ny drafitra fanalefahana ny voka-dratsy nateraky ny aretina COVID-19 amin` ny sehatra tsy miankina, hoy Thierry Rajaona, filohan` ny Groupement des entreprises de Madagascar (GEM).

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Mey 2020
Toekarena.Nosy be Natsaraina ny famatsiana angovo

Noraisin’ny ben’ny tanàna ao Nosy be, Gilbert Vita, omaly, ny solontenan’ny avy eo anivon’ny minisiteran’ny angovo sy ny akoran’afo.

Hamaky ny tohiny
FTT