- Alatsinainy 08 Jona 2020
Toekarena.Ranomasimbe Indianina Hamporisihana hanjifa ny « Vita Malagasy»
Nandritra ny fivorian` ny filankevitry ny ministra eo anivon` ny COI ny zoma lasa teo dia nanao ny tatitra momba ny ezaka nataon` i Madagasikara tamin` ny ady amin` ny “coronavirus” ny ministry ny raharaham-bahiny, Tehindrazanarivelo Djacoba A. S. Liva.
Hamaky ny tohiny