Toekarena

EDBM “Ilaina ny fampiroboroboana ny famoronana asa”


  • Zoma 05 Jona 2020

Hihena eo amin` ny 30% ny fampiasam-bola maneran-tany vokatry ny aretina raha ny nambaran` ny tale jeneralin` ny EDBM.

 

 Hisy fiatraikany ratsy amin` ny ankapobeny izany salanisa izany. Ilaina tokoa ny fihaonana tamin` ireo loholona tamin` ny EDBM raha ny nambaran` ny Filohan` ny Antenimierandoholona, Rivo Rakotovao. “Ny EDBM dia fitaovam-panjakana mikirakira ny antontan-isa sy mijery ireo mpandraharaha tsy miankina. Izany no nahafahanay hitondra soson-kevitra any amin` ny fitondram-panjakana. Mety hitondra fanakianana ihany koa amin` izay zavatra voalaza.” Ho an` ny EDBM, ilaina ny fampiroboroboana ireo hetsika eo amin`ny famoronana asa indrindra amin` ny alalan` ny aterineto ary mila fanatsarana ny sehatra tsy miankina.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT