- Sabotsy 16 Mey 2020
Toekarena.Orinasa Ambatovy Mpiasa 150 sisa no miasa
Nanamafy ny tompon’andraikitry ny orinasa Ambatovy fa efa herinandro maro no nalefa nanao fihibohana ny mpiasa.
Hamaky ny tohinyNanamafy ny tompon’andraikitry ny orinasa Ambatovy fa efa herinandro maro no nalefa nanao fihibohana ny mpiasa.
Hamaky ny tohinyHitarafana ny tanjaka ara-toekaren’ny firenena ny fahampian’ny vola ifanakalozana sy ny fananany ny tahirim-bola vahiny.
Hamaky ny tohinyTahaka ireo orinasa matanjaka rehetra dia misy ny lamin’asa eo anivon’ny orinasa mitrandraka fasimainty Quit Madagascar Minerals (QMM). Tahaka ireo orinasa matanjaka rehetra dia misy ny lamin’asa eo anivon’ny orinasa mitrandraka fasimainty Quit Madagascar Minerals (QMM).
Hamaky ny tohinyNihen-danja ary mety hofoanana mihitsy ny hetra tsy mivantana alaina amin’ny fandaniana (droit d’accise na DA) amin’ireo fitaovana hifandraisan-davitra tahaka eny anivon’ny orinasa amin’izao fepetra fihibohana izao.
Hamaky ny tohiny92%n` ny Malagasy dia mandray latsaky ny 250 dolara isam-bolana. Ireo firenena niray laharana tamin`i Madagasikara anefa dia niala amin`ny fahantrana (pays émergents).
Hamaky ny tohinyTokony hahemotra faran’ny volana jona ny ankamaroan’ny fandoavan-ketra araka ny fangatahan’ireo mpandoa hetra.
Hamaky ny tohiny