• Alarobia 03 Jona 2020
Toekarena.Fizahan-tany Mikatso tanteraka

Mamerina ny antso efa nataony hatramin` izay ireo mpisehatra amin` ny fizahan-tany manoloana ny olana goavana sedrain` izy ireo vantany vao nanomboka ny krizy ara-pahasalamana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jona 2020
Toekarena.Dr jean-Louis Robinson “Hanampy an’i Madagasikara hiala amin’ny fahantrana i Sina”

Tontosa tamin` ny herinandro lasa teo ny fivorian’ny Antenimieram-pirenena entim-bahoaka (ANP) any Sina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jona 2020
Toekarena.Ministeran’ny toekarena sy ny fitantanam-bola Ara-dalàna ny fanesorana ireo tale roa

Nofoanana nandritra ny filankevitry ny minisitra ny 17 aprily teo ny didim-panjakana nanendry ny Tale Jeneralin` ny “Contrôle Financier” sy ny ny tale misahana ny “comptabilité publique” eo anivon’ny ministeran’ny toe-karena sy ny fitantanam-bola.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jona 2020
Toekarena.Minisitry ny Indostria, Varotra ary ny Asa tanana « Betsaka ny asa natao ary maro no mbola miandry »

Mbola maro be ireo andraikitra miandry eo anivon’ny Minisiteran’ny Indostria, Varotra ary ny Asa tanana (MICA) na dia efa nisy aza ny natomboka hoy ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jona 2020
Toekarena.Sehatra tsy miankina Vahaolana matotra sy haingana no ilaina

Nampanantena ny Filoham-pirenena fa handray ireo sehatra tsy miankina sy ireo sehatra hafa mifaningotra amin’ny toekarena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jona 2020
Toekarena.Sehatra tsy miankina Hisy drafi-panampiana avy amin` ny fanjakana

Mitentina 19 miliara ariary ny fatiantoka ho an` ny Fanjakana Malagasy eo amin` ny fandoavan-ketra tokony alohan` ireo orinasa.

Hamaky ny tohiny
FTT