Toekarena

Minisitry ny toekarena sy ny vola Hampiana ireo banky madinika sy orinasa madinika


  • Alarobia 10 Jona 2020

Nanditra tatitra nataony tamin’ny loholona omaly no nanambaran’ny Minisitry ny toekarena sy ny vola Atoa Richard Randriamandranto, fa vanim-potoana tena manahirana ny vanim-potoana iainana amin’izao fotoana izao.

 

 

 

 

Hisy ny “recession mondiale” na fijotsoana na fihisarana ara-tokerana tsy araka ny niheverana azy atsy ho atsy, ary misy fiantraikany amin’ny hari-karena faobe amin’ity taona 2020 ity izany satria nanomboka ny volana martsa dia nihena 0.8% izany raha toa ka novinavinaina ho 5.5% tao anatin’ny LFI 2020. Nisy ihany koa ny fihenana tamin’ny vokatra lavanila, fanodinana lamba, ny harena ankibon’ny,… tany raha oharina tamin’ny taona 2019, nihena ihany koa ny fanamboaran-dàlana,… Ny lafiny fizahantany, hoy izy, dia anisan’ireo voa mafy tokoa. Na dia eo aza ireo olana rehetra ireo dia misy ihany ny “opportunité” na herijika. Nambarany fa hampiana ireo banky madinika sy ny orinasa madinika.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT