- Sabotsy 23 Mey 2020
Toekarena.Gédéon Rajaonson "Mila ezaka be ny fanarenana ny toekarena"
Lehibe ny fiantraikan’ny valan’aretina eo amin’ny fiaraha-monina sy ny toekarena manontolo. Ny fihibohana sy ny fikatonan’ireo orinasa dia nampidina haingana ny famokarana ka namotika ny toekarena hoy Atoa Gédéon Rajaonson.
Hamaky ny tohiny