• Alatsinainy 15 Jona 2020
Toekarena.Fanarenana ny toekarena Hojerena manokana ireo mpandraharaha

Firenena tsara tantana ny tanjona ary hangarahara ny fitantanana ny volam-bahoaka hoy ny filoham-pirenena nandritra ny tatitra tamin’ny vahoaka Malagasy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jona 2020
Toekarena.Krizy eto Madagasikara Mihamafy ny fisondrotam-bidim-piainana

Efa ambony hatrany ny tahan’ny sondro-bidim-piainana nanomboka ny taona 2017 hatramin’ny faran’ny taona 2019. Mbola hita mihamafy hatrany izany amin’izao fisian’ny valan’aretina eto Madagaskara izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jona 2020
Toekarena.Fanarenana ny toekarena Zava-dehibe ny famokarana

Ny fampiakarana ny famokarana amin’ny alalan’ny fanomezana ny asa isan-tokantrano ka hampitombo ny fanjifana no hanarina haingana ny toekarena eto Madagasikara raha ny nambaran’ny mpahay toekarena iray nanaovana fanadihadiana eo anivon’ny Faribolana Mpandinika ny Hary eto Madagasikara (CREM).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jona 2020
Toekarena.Seha-pihariana Jono 1,5 tapitrisa ny Malagasy velominy

Mifototra amin’ny fambolena sy fiompiana ary ny jono ny toekarena Malagasy. Ny sehatra jono izay tsy nitsaha-nihemotra ny taona 2019 hatramin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Jona 2020
Toekarena.Fizahan-tany anatiny Sehatra azo trandrahana tsara

Anisan’ny sehatrasa mizaka ny tsy eran’ny aina ary potika tanteraka noho ny fipariahan’ny covid-19 maneran-tany ny tontolon’ny fizahantany. Maloka tanteraka, araka izany, ny hoavin’ny fizahantany hatreto noho ny “coronavirus”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jona 2020
Toekarena.Minisitry ny toekarena sy ny vola Hampiana ireo banky madinika sy orinasa madinika

Nanditra tatitra nataony tamin’ny loholona omaly no nanambaran’ny Minisitry ny toekarena sy ny vola Atoa Richard Randriamandranto, fa vanim-potoana tena manahirana ny vanim-potoana iainana amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
FTT