- Alarobia 17 Jona 2020
Toekarena.Ofisy Nasionalin’ny Tontolo Iainana Miisa 17 ny fahazoan-dalana nomena ny taona 2020
Efa miisa 17 ny fahazoan-dalana ara-tontolo iainana navoaka tamin’ity taona 2020 ity araka ny tatitry ny Tale Jeneralin’ny Ofisy Nasionalin’ny Tontolo Iainana (ONE) omaly tetsy Antaninarenina.
Hamaky ny tohiny