- Zoma 19 Jona 2020
Toekarena.Fepetra hitsinjovana ny orinasa Mila fanaraha-maso ny fanatanterahana azy
Tsy dia vahaolana maharitra ny fanemorana ny fandoavan-ketra indrindra fa ho an’ny orinasa madinika sy salantsalany.
Hamaky ny tohinyTsy dia vahaolana maharitra ny fanemorana ny fandoavan-ketra indrindra fa ho an’ny orinasa madinika sy salantsalany.
Hamaky ny tohinyLohalaharana maneran-tany amin’ny lavanila Madagasikara: voalohany amin’ny fambolena sy amin’ny fanondranana lavanila eran-tany izy nandritry ny taona maro.
Hamaky ny tohinyFantatra izao araka ny fanadihadiana natao fa mbola ny Tale Jeneraly vonjimaika
Hamaky ny tohinyLohalaharana maneran-tany amin’ny lavanila Madagasikara: voalohany amin’ny fambolena sy amin’ny fanondranana lavanila eran-tany izy nandritry ny taona maro.
Hamaky ny tohinyFantatra izao araka ny fanadihadiana natao fa mbola ny Tale Jeneraly vonjimaika notendrena hatrany no mitantan-draharaha ao amin’ny orinasam-panjakana Fanalamanga ao Moramanga ankehitriny taorian’ny fametram-pialana nataon’ny
Hamaky ny tohinyEfa vita tanteraka ny atrikasa fakan-kevitra farany tamin’ireo mpiantsehatra amin’ny fitaterana an-dranomasina rehetra. Atrikasa izay fankatoavana ny tetikasa momban’ny Politika Nasionalin’ny Fitaterana an-dRanomasina (PNTM) eto Madagasikara.
Hamaky ny tohiny