- Zoma 03 Jolay 2020
Toekarena.Fihibohana lavareny Nihena ireo mpanjifa labiera
Nihena ireo mpanjifa nanjifa ny zava-pisotro THB 65 Cl nandritra ny fihibohana. Mbola mitohy hatramin’izao izany raha araka ny fanazavan’ny tompon’andraikitra omaly noho ny tsy fahafahan’ireo bar misokatra.
Hamaky ny tohiny