- Alatsinainy 29 Jona 2020
Toekarena.Fampiroboroboana ny Indostria Tsy ho vitan’ny fanjakana samirery
Tokony hifandrombonana ny fampandrosoana ny Indostria Malagasy araka ny fanambaran’ny Filohan’ny Filankevim-pitantana (PCA) n’ny Sendikan’ny Indostria Malagasy (SIM), Hassim Amiraly nandritra ny fandaharana tamina fahitalavitra tsy miankina iray omaly alahady.
Hamaky ny tohiny