Toekarena

Fiahiana ny sehatry ny fiantohana Mitaky fanaraha-maso hentitra


  • Alarobia 01 Jolay 2020

Ny alatsinainy maraina 29 jona teo no nandaniana ny volavolan-dalàna lah. faha 007/2019 tamin’ny 30 oktobra mikasika ny fiantohana (Loi sur les Assurances).

 

 

 

 

Fandinihana fanindroany izao rehefa avy nasian’ny Antenimierandoholona fanovana, ary lany tsy nasiam-panitsiana teto anivon’ny Antenimieram-pirenena. Ny fanalalahana ny sehatry ny fiantohana dia mitaky fanaraha-maso hentitra mba ho azo antoka tsara ny fiarovana ny mpanjifa amin’io sehatra io.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT