- Alarobia 01 Jolay 2020
Toekarena.Fanampiana ny sehatra tsy miankina Tsy azo oharina amin’ny any ivelany ny eto…
Nanambara ny Minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola, Richard Randriamandrato fa tsy ho vitan’ny fitondram-panjakana mihitsy ny hanome famatsiam-bola betsaka ny sehatra tsy miankina tahaka ny zava-misy any ivelany indrindra ny any amin’ireo tany manankarena.
Hamaky ny tohiny