Toekarena

Fampiasana ny tetibola momba ny fahasalamana Hanazava ny sekretera jeneralin’ny ministera


  • Alarobia 01 Jolay 2020

Handrasana rahampitso 2 jolay izany ny sekretera jeneralin’ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka, ny Profesora Gaetan Duval Solofomanana, hanazava ny tsara ho fantatra rehetra momban’ny tolo-dalana mikasika ny tetibola nasiam-panitsiana na PLFR 2020.

 

 Ry zareo eo anivon’ny fiarahamonim-pirenena mpanara-maso izany na ny CCOC moa no manasa azy hamahavaha izay lalan-kizoran’ireo volam-panjakana natao hiahiana ny fahasalamam-bahoaka izay eny amin’ny foibeny. Fiadiana sy fampitsaharana ny fianaky ny valan’aretina: Ireo paikady raketin’ny PLFR 2020? Izay moa no lohahevitra miendrika fanontaniana hiaingana amin’ity fihaonana ity, raha ny fanazavan’ny mpikarakara. Andeha mivantana eo amin’ny tambazotran-tserasera Facebook ihany koa izany, raha ny praograma.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT