- Zoma 14 Aogositra 2020
Toekarena.Fizahan-tany 2020 - 2021 Nanova drafitra ny Federasionin’ny mpiseradia
Mba tsy hisian’ny sampona vokatry ny fandalovan’ity hahamehana ara-pahasalamana eto Madagasikara ity nanova tanteraka ny drafitra ho amin’ity taom-piasana 2020-2021 ity ry zareo eo anivon’ny federasionina nasionalin’ny mpiseradia (FNG).
Hamaky ny tohiny