Toekarena

Jono an-dranomasina Fitaovana voarara maro sarona tany Nosy-Be


  • Alarobia 08 Jolay 2020

Fitaovana maromaro ahitana tavoahangy misy ôksizena sy fitaovam-panjonoana ary kojakoja fitondra misitrika anaty rano lalina no saron’ny mpanaramaso ny jono tany amin’ny fari-dranomasin’i Nosy-Be, Faritra DIANA.

 

 

  Lakana anankiroa no nahitana ireto fitaovana ireto ny alatsinainy 6 jolay teo. Voarara ny mampiasa karazana fitaovana toy ireo amin’ny haza sy jono an-dranomasina raha tsy mahazo alalana manokana ankoatra ny fialamboly. Araka ny fantatra dia maro tato ho ato ireo mangataka ny karatra ny mpanjono sy fahazoan-dalana manangona vokatra an-dranomasina any Nosy Be.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT