Toekarena

EDBM Hampiroborobo hatrany ny fananganana orinasa


  • Alatsinainy 06 Jolay 2020

Ao anatin` ny famolavolana sy fametrahana atrikasa maimaim-poana sy amin` ny alalan` ny aterineto ny sampanadraharaha mampiroborobo ny toekarena mikasika ny fampiasam-bola sy famoronana orinasa eto amintsika na EDBM (Economic Development Board of Madagascar), amin` izao fotoana izao.

 

 

 Tanjona dia ny hanohanana ireo orisana salantsalany PMI-PME ary ireo start-ups. Hisy fakan-kevitra manokana ka hisafidianana lohahevitra roa: fomba handrafetana “business-plan” na fomba fananganana “start-up”. Ny EDBM dia misahana manokana ny fananganana orinasa sy mampiroborobo ary manatsara ny tontolon'ny asa.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT