- Alatsinainy 31 Aogositra 2020
Toekarena.Tsena iraisam-pirenena Tsy mitsaha miaka-bidy ny volamena
Mahatratra 1 921.18 dolara ny “once d’or” ary mananika ny 2000 dolara eo amin’ny vidin’ny volamena eo amin`ny tsena iraisam-pirenena.
Hamaky ny tohinyMahatratra 1 921.18 dolara ny “once d’or” ary mananika ny 2000 dolara eo amin’ny vidin’ny volamena eo amin`ny tsena iraisam-pirenena.
Hamaky ny tohinyRaha vahaolana maharitra hiadina amin'ny fahantrana no ilaina dia tsy misy afa-tsy ny famokarana ihany.
Hamaky ny tohinyTsy mitsahatra manafatra ary mitombo isan-taona ny fanafarana ka very toerana ny vokatra eto an-toerana ,mihena ny famokarana ,tsy misy fanondranana ka vokany mitombo ny fahantrana.
Hamaky ny tohinyHisokatra tsy ho ela ny fiantsonam-piaramanidina ao Bekopaka, raha ny nambaran’ny minisitry ny fitaterana sy fizahantany, Joel Randriamandranto.
Hamaky ny tohinySoson-kevitra nomen` ny teo anivon` ny Antenimieram-pirenena ny tokony hirosoana sahady amin` ny drafim-panarenana ny toekarena izay efa nantsangana.
Hamaky ny tohinyIreo firenena any ivelany dia nanampy ny orinasa lehibe tao aminy. Mifanohitra amin'izay anefa no hita eto Madagasikara, raha ny fanehoan-kevitra nataon’Atoa Serge Zafimahova.
Hamaky ny tohiny