• Zoma 28 Aogositra 2020
Toekarena.Heloka ara-toekarena Tsy mitovy hevitra amin’ny depiote ny PAC

Misy tsy mety ny tolo-dalàna lany teny amin’ny antenimieram-pirenena momba ny PAC (Pôle Anti-Corruption).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Aogositra 2020
Toekarena.Fitantanana ny Orinasa Fanalamanga Hifandroritana ny fanolorana kandidà

Hifandroritan’ny antokon’olona samihafa maro ankehitriny ny fanolorana kandidà ho fidiana ho mpitantana vaovao ao amin’ny orinasa Fanalamanga any Antsirinala Moramanga ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Aogositra 2020
Toekarena.Tahirimbolam-panajakana Mandray ny asany ireo Tale ambony vaovao

Tontosa omaly 26 aogositra 2020 maraina ny fifamindram-pitantanana teo amin’ireo tale telo voatendry eto anivon’ny fitantanana ankapoben’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aogositra 2020
Toekarena.Tsena iraisam-pirenena 250 dolara ny kilaon’ny Lavanila Malagasy

Hisokatra ny 15 septambra izao ny taom-panondranana lavanila eto Madagasikara ka hifarana ny 31 mey 2021.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aogositra 2020
Toekarena.Fitantanan-draharaham-panjakana Mifampiaro amin’ny ratsy ny mpitondra

Sesilany ny karazana fipoahan-javatra manaratsy endrika ny fitondram-panjakana na “scandale”, izay toa misy miseho foana mila ho isan-kerinandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Aogositra 2020
Toekarena.Mari-pamantarana ny lavanila Malagasy Haorina ao Antalaha ny « World vanilla complex »

Renivohitra manerantany ny lavanila i Antalaha, Faritra SAVA. Haorina ao ny « World vanilla complex » izay ivon-toerana iray lehibe mari-pamantarana ny

Hamaky ny tohiny
FTT