• Alakamisy 03 Septambra 2020
Toekarena.Foiben` ny volamena Lany ny lalàna, asa izay fampiharana azy

Nolanian` ireo solombavambahoaka tsy nasiam-panovana ny volavolan-dalana lah. 001/2020 izay mirakitra tolo-dalàna telo ka anisan` izany ny lalàna mifehy ny harena an-kibon`ny tany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Septambra 2020
Toekarena.Fampandrosoana Mila mamokatra ny Malagasy

Tsapa ankehitriny fa tsy vita ny mampifanaraka ny fitombon' ny mponina amin'ny fihariana ka mampahantra tokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Septambra 2020
Toekarena.TSY FANDRIAM-PAHALEMANA:* Sakana ho an’ny fampandrosoana!

Na dia efa manao ny ezaka rehetra ireo tomponandraikitra samihafa hoentina mampandroso ireo faritra eto Madagasikara dia mbola olana hatrany ny tsy fisian`ny fandriampahalemana. Isan` ireny ny fafian-dahalo sy ny fanafiahana tokantrano izay

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Septambra 2020
Toekarena.Fitaterana anabakabaka Hiverina anio ireo sidina ara-barotra anatiny

Hiverina anio 1 septambra 2020 ireo sidina ara-barotra anatiny eto Madagasikara rehefa nitsahatra noho ny valan'aretina Covid-19.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Septambra 2020
Toekarena.Toekarena Sarotra fehezina noho ireo sehatra tsy manara-dalàna

Lesona lehibe tokony horaisina amin'izao krizy ara-pahasalamana izao dia ny fanomezana asa raikitra ny vahoaka sy mampiditra azy ireny amin'ny sehatry ny ara-dalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Septambra 2020
Toekarena.Fandoavan-ketra Tsy marisika firy ny Malagasy

4029 miliara ariary ny hetra tratrarina hiditra amin’ity taona ity raha toa ka 3173 miliara Ariary no azo ny taona 2019 raha ny voafaritra eo anivon` ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana taoana 2020.

Hamaky ny tohiny
FTT