• Zoma 21 Aogositra 2020
Toekarena.Famokarana zava-pisotro Miverina manodina milina ny STAR

Miverina amin’ny ara-dalana ny asa famokarana eo anivon’ny orinasa famokarana zava-pisotro STAR ao Antsirabe rehefa nitsahatra tao anatin’ny iray volana. Niara-nitsidika ity ozinina manan-tantara ity tany an-toerana ny minisitry ny Indostria, ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Aogositra 2020
Toekarena.Loholona Olga Ramalason “Aza potehina ny orinasa Malagasy”

Tsy misy fanajana ny fifanarahana ny fanakatonan’ny fanjakana ny Orinasa Tiko AAA, hoy ny Loholona Ramalason Olga omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Aogositra 2020
Toekarena.Fitantanam-bolam-panjakana Efa-bolana aty aoriana vao voasolo ny DGCF sy ny DCP

Ny volana aprily no nanesorana ireo Tale jeneraly miisa roa, izay tena toerana saropady na koa sokajiana ao anatin’ilay hoe « poste clé” teo anivon’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Aogositra 2020
Toekarena.Mandindona ny krizy ara-bola Mihazakazaka mitotongana ny Ariary

Tamin’ny fiafaran’ny fijerena ny taha-bola na ilay antsoina hoe « Marché interbancaire des devises » omaly no nahafantarana fa mihazakazaka mitotongana ny vola malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Aogositra 2020
Toekarena.Vohemar Havaozina ny seranan-tsambo

Nanatanteraka fivoriana mahakasika ny “culture de rentes” toy ny fambolena jirofo, lavanila... niaraka tamin` ireo lehiben` ny sampandraharaha ara-paritra ao SAVA ny minisitry ny toekarena sy ny fitantanam-bola (MEF) Richard Randriamandrato, omaly maraina tany Sambava.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Aogositra 2020
Toekarena.Tsenam-barom-panjakana Nivoaka ny drafitra ho amin` ity taona ity

Nivoaka eny amin` ny pejy fesibokin` ny minisiteran` ny fanajariana ny tany sy ny asa vaventy ny planina navaozina mahakasika ny tsenam-barom-panjakana ho amin` ity taona 2020 ity.

Hamaky ny tohiny
FTT