• Talata 08 Septambra 2020
Toekarena.Dany Rakotoson “Isatra ho an’ny fampandrosoana ny fifanandrinana politika”

Tsy dia nisy zava-baovao loatra ny zava-boalazan’ny filoham-pirenena omaly (TTF: Ny alahady teo), hoy ny mpandinika raharaham-pirenena sady mpandraharaha, Dany Rakotoson.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Septambra 2020
Toekarena.Thierry Raveloson “Mitongiana ny Fampandrosoana isam-paritra”

Araka ny nambaran` ny filoha Rajoelina ny alahady lasa teo dia ““mialohan` ny faran` ny taona ny fifidianana loholona ary hihena 18 no isan` izy ireo”.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Septambra 2020
Toekarena.Vokatra eto Madagasikara Ny vahiny indray no mahazo tombony

Manankarena i Madagasikara na harena voajanahary na harena an-kibon` ny tany. Maro ihany koa ireo vokatra hafa toy ny ny jirofo,ny kafe, ny lavanila…

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Septambra 2020
Toekarena.Vita Malagasy Arakaraky ny hanjifana azy no hampisandratra azy

Lasa resaka miodinkondina tahaka ilay hoe iza no voalohany ny akoho sa ny atody rehefa miresaka ny fanjifana ny entana vita Malagasy. Resaka re matetika ny hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Septambra 2020
Toekarena.Famatsiam-bola 75 tapitrisa dolara Mitaky mangarahara ny Banky iraisam-pirenena

Nankatoavin` ny filankevim-pitantanana eo anivon` ny Banky iraisam-pirenena (BM) ny fanohanana ara-bola an` i Madagasikara izay mitentina 75 tapitrisa dolara hahafahana “miatrika ny krizy ara-pahasalamana sy mametraka fototra ho amin` ny fanarenana maharitra”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Septambra 2020
Toekarena.Mihatra ny loza ara-toekarena Nisy akony goavana ny fikatonan’Ambatovy

Nisanda 4 135,68Ar ny 1euro ny 4 mey 2020, niakatra ho 4275,52Ar ny 2 jolay, ary omaly 2 aogositra dia efa tafiakatra 4594,54Ar. Porofo io, fa nitotongana tanteraka ny sandam-bola sy ny toekarena Malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT